Search

FREE PRINTED BOOKS,
eBOOKS AND AUDIOBOOKS

The Revelation

Malagasy 68

Raha misy Fahasahiranan-tsaina sy fahabangana ao am-ponao, dia katsaho ny fahazavan’ny fahamarinana (II)

Rev. Paul C. Jong | ISBN 9788928260676 | Pages 546

Download FREE eBook & AudioBook

Choose your preferred file format and safely download to your mobile device, PC, or tablet to read and listen to the sermon collections anytime, anywhere. All eBooks and AudioBooks are completely free.

You can listen to the AudioBook through the player below. 🔻
Own a Paperback
Buy a Paperback on Amazon
VONTOANTON-DRESAKA

Sasin-teny 

1. Ny fomba hivavahana araky ny vavaka nampianarin’i Tompo (Matio 6 :5-15) 
2. Amin’ny karazam-pinoana manao ahoana no ahafahantsika mandray ny famelan-keloka ankehitriny? (Levitikosy 1 :1-9) 
3. Nanao ahoana ny namonjen’i Jesosy, Ilay zanak’Andriamanitra, antsika tamin’ny fahotan’izao tontolo izao? (Romana 3 :25-31) 
4. Ny famonjena notanterahina araky ny sitrapon’Andriamanitra (Matio 11 :25-30) 
5. Moa ve efa nomen’i Tompo antsika marina ny famelan-keloka ny fahotana sy ny fananganana amin’ny maty? (Jaona 11 :1-42) 
6. Raiso, Ilay Andriamanitra Teny (Jaona 1 :1-18) 
7. Irin’ny Tompo ho olon’ny finoana tahaka ny Josefa avy any Arimatia isika (Lioka 23 :50-56) 
8. Efa nanadio ny fontsika ny Tompo (Jaona 2 :13-22) 
9. Ny Tompo izay tonga sorom-panavotan’ny fahotana (Isaia 53 :7-12) 
10. Ny fitondran’Andriamanitra izay namonjy antsika tamin’ny fahotana (Jeremia 31 :31-34) 
11. Filazantsara inona no tokony hinoantsika mba hahatrarana ny fahamatorana aram-panahy? (Eksodosy 32 :25-29) 
 
Ity boky ity no manazava ny Fanekem-pinoana Nicée, novokarina tao amin’ny filan-kevitry Nicée tamin’ny andro fahiny, izay niteraka voka-dratsiny teo amin’ny Kristianina ankehitriny. 
Amin`izao vanim-potoana izao, mba hahitana ny fahamarinana momba ny fahaterahana indray, dia tsy maintsy mianatra bebe kokoa ianao. Ary mila mahafantatra lalindalina kokoa ny momba ny fanekem-pinoana ninoanao hatramin’izay. 
Ankehitriny dia tsy maintsy hitanao ato amin’ity boky ity ny dikan’ny batisan’i Jesosy nataon’i Jaona Mpanao Batisa izay nesorina tao amin’ny Fanekem-pinoana Nicée. Noho izany, tokony ho fotoana iray handraisana ny tena famonjena sy fiadanana ao am-ponao izany. 
Ankehitriny dia ho hitanao ny tena lanjan’ny filazantsaran’ny rano sy ny Fanahy ao amin’ny batisa izay noraisin’i Jesosy. Ho fantatrao lalindalina kokoa sy mazava kokoa ny fiantraikan’ny Tenin’ny batisa izay noraisin’i Jesosy tamin’i Jaona Mpanao Batisa amin’ny fanahinao ka hanome voninahitra an’Andriamanitra amin’ny finoana ianao.
More
The New Life Mission

TAKE OUR SURVEY

How did you hear about us?