Malagasy 6
Choose your preferred file format and safely download to your mobile device, PC, or tablet to read and listen to the sermon collections anytime, anywhere. All eBooks and AudioBooks are completely free.
Tsy maintsy manary ny fahamarinanao ianao ary mino ny fahamarinan’Andriamanitra Mangarahara ny fahamarinan’Andriamanitra ary tsy mitovy amin’ny fahamarinan’ny olombelona. Ny fahamarinan’Andriamanitra dia aseho ao amin’ny filazantsaran’ny rano sy ny Fanahy, izay vita tamin’ny batisan’i Jesosy tamin’i Jaona sy ny rany teo amin’ny Hazo fijaliana. Tsy maintsy miverina amin’ny finoana ny fahamarinan’Andriamanitra isika dieny mbola tsy tara loatra.
Fantatrao ve hoe nahoana i Jesosy no tsy maintsy nataon’i Jaona Mpanao batisa? Raha tsy nanao batisa an’i Jesosy i Jaona, dia tsy ho nafindra teo Aminy ny fahotantsika. I Jaona Mpanao Batisa no lehilahy lehibe indrindra tamin’ny olona rehetra, ary ny batisa izay nomeny an’i Jesosy no takina tanteraka amin’Andriamanitra hanalana ny fahotantsika amintsika sy amin’i Jesosy.
Ireo zavatra rehetra ireo dia nanova tanteraka ny fahatakarako taloha ny amin’ny atao hoe ateraka indray, raha tsy fantatro afa-tsy ny ra teo amin’ny Hazo fijaliana. Andriamanitra izao dia efa nampianatra anao ny fahamarinany mba hahafantarantsika sy hinoantsika tanteraka ny fahamarinany. Misaotra ny Tompo aho noho ireo fitahiana rehetra ireo.
Although the Covid-19 pandemic has ended, there are still difficulties in sending or receiving our printed books by mail due to various difficult international situations. When the international situation improves and mailing normalizes, we will resume mailing printed books.