Search

ספרים מודפסים,
ספרים אלקטרונים וספרי אודיו חינמיים

עיקרי האמונה של השליחים

Ny fanekem-pinoan’ny Apostoly - Ny fitsipika fototr’i KRISTY
  • ISBN9788928260867
  • עמודים256

מלגשית 11

Ny fanekem-pinoan’ny Apostoly - Ny fitsipika fototr’i KRISTY

Rev. Paul C. Jong

FAFAN’NY OHAHEVITRA

Fandinihana ny fanekem-pinoan’ireo Apostoly 

FIZARANA VOALOHANY 1
Fanekem-pinoana an’Andriamanitra Ray 
1. Andriamanitra Ray 
2. Ny anaran`Andriamanitra 
3. Ny Fanekem-pinoan’ny Apostoly sy ny Fitahian’ny Finoana 
4. Iza moa ireo Apostoly? 
5. Fepetra sy andraikitry ny Apôstôly 
6. Mino an`Andriamanitra ho Rain`ny Famoronana ve ny Jiosy? 
7. “Inoako ny …” (Jaona 1:12-13) 

FIZARANA VOALOHANY 2
Fanekem-pinoana an`Andriamanitra Zanaka 
1. Jesosy Kristy 
2. Toriteny momba ny Zanakalahy Masina 1: Iza moa i Jesosy Kristy? 
3. Toriteny momba ny Zanakalahy Masina 2: Inona no dikan’ny fametrahan-tanana ao amin’ny Testamenta Taloha sy ny batisan’ny Testamenta Vaovao? 
4. Toriteny momba ny Zanakalahy Masina 3: Nahoana i Kristy no maty ho solon’ny maro 
5. Toriteny momba ny Zanakalahy Masina 4: Tsy maintsy mino mafy ny Fitsanganan’i Jesosy tamin’ny maty isika 
6. Toriteny momba ny Zanakalahy Masina 5: Ny porofo fa niakatra tany an-danitra Jesosy 
7. Toriteny momba ny Zanakalahy Masina 6: Ny Tompo dia hiverina amin’ny maha Tompon’ny fitsarana Azy 
8. Toriteny momba ny Zanakalahy Masina 7: Iza no hiharan`ny fitsarana? 
9. Toriteny momba ny Zanakalahy Masina 8: Inona no ambaran`Andriamanitra hoe finoana lehibe? 
10. Toriteny momba ny Zanakalahy Masina 9: Inona ilay fanomezana nandidian`i Mosesy ho vavolombelona 
11. Toriteny momba ny Zanakalahy Masina 10: Ny batisan’i Jesosy sy ny famelan-keloka ny fahotana 

FIZARANA VOALOHANY 3
Fanekem-pinoana an’ny Fanahy Masina 
1. Ilay Andriamanitra telo izay Iray 
2. Ilay Andriamanitra Fanahy Masina 
3. Inona no asa ataon’Ilay Andriamanitra Fanahy Masina? 
4. Ahoana no ahafahantsika mandray ny batisan’ny Fanahy Masina? 
5. Iza moa ny Fanahy Masina? 
6. Inona avy ireo anjara asa fototry ny Fanahy Masina? 
7. Toriteny momba ny Fanahy Masina faha 1: Ahoana no ahafahantsika mandray ny Fanahy Masina? 
8. Toriteny momba ny Fanahy Masina faha 2: “Efa nandray ny Fanahy Masina ve Ianao Rehefa Nino Ianao?” 
9. Toriteny momba ny Fanahy Masina faha 3: Ny fepetra takiana mba hahatongavana ho Apostoly 
10. Toriteny momba ny Fanahy Masina faha 4: Rahoviana no tonga ny Fanahy Masina? 
11. Toriteny momba ny Fanahy Masina faha 5: Ny asa fanompoan’ny Fanahy Masina 
12. Toriteny momba ny Fanahy Masina faha 6: Ary ianareo handray ny Fanomezana dia ny Fanahy Masina 
13. Toriteny momba ny Fanahy Masina faha 7: Ny Fanahy Masina dia nilatsaka tamin`ny Jentilisa 
14. Toriteny momba ny Fanahy Masina faha 8: Zahao-toetra ny Fanahy mba hahitana raha Avy amin`Andriamanitra izy ireo 
15. Toriteny momba ny Fanahy Masina faha 9: Ny Fiainana feno Fanahy 
16. Ny finoana ny Tenin`Andriamanitra no mitarika antsika ho amin`ny Fiainana feno ny fanahy 
17. Finoana ny fiangonana Katolika Masina 
18. Finoana ny Fiombonan`ny Olomasina 
19. Finoana ny famelan-keloka ny Fahotana (1 Jaona 1:9) 
20. Finoana ny Fitsanganan’ny Vatana amin’ny maty 
21. Finoana ny Fiainana Mandrakizay 
 
Ho antsika izay mino an’Andriamanitra, ny finoana sy ny finoan’ny Apôstôly dia manome antsika lesona ara-panahy manan-danja. Lasa harena sarobidy ao am-pontsika ny finoan’izy ireo, satria nino ny filazantsara izay mihazona ny fahamarinan’Andriamanitra izy ireo. Ka noho izany, mila manana finoana toy izany haingana isika rehetra.
Izay mino an’i Jesosy dia tsy maintsy mahafantatra ny fahamarinan’Andriamanitra sy mino izany, ary tsy maintsy mampiely izany eran’izao tontolo izao, satria amin’izay ihany koa no ahafahan’ny hafa rehetra mahafantatra izany fahamarinana izany sy mino izany. Ary amin’ny alalan’ny Tenin’Andriamanitra, ny mpanota rehetra dia tsy maintsy mianatra momba ny fahamarinany. Ary tsy maintsy mino izy ireo, satria izany no ahafahany maka ny fahamarinan’Andriamanitra amin’ny finoana.
Raha tsy misy ny finoana izay mamela ny olona iray hahazo ny fahamarinan’Andriamanitra avy amin’ny Teniny, dia tsy misy afaka mandray ny Tompo ho Mpamonjy azy. Tsy maintsy miverina amin’ny finoana marina izay mahafantatra sy mino ny fahamarinan’Andriamanitra isika ankehitriny, satria izay mino izany fahamarinan’Andriamanitra izany ihany no ho tonga Fanjakam-pisorony. Ny Fanjakam-pisorona eto dia manondro ireo izay nahazo ny famelan-keloka ny fahotany tamin’ny finoana ny fahamarinan’Andriamanitra. Afaka ny ho tonga mpino marina manana izany finoana marina izany isika raha tsy amin’ny finoana ny fahamarinan’Andriamanitra sy ny fahatongavana ho olony marina. Mihoatra noho izay azo atao ny manana finoana mitovy amin’ny nananan’ny Apostoly.
ספר אלקטרוני להורדה
PDF EPUB
ספר מודפס בחינם
הוסף ספרים לעגלה.

ספרים הקשורים לכותר זה