Search

SÁCH IN,
SÁCH ĐIỆN TỬ VÀ SÁCH NÓI MIỄN PHÍ

Khải huyền

FANEHOAN-KEVITRA SY TORITENY MOMBAN’NY APOKALYPSY - EFA HO AVY VE NY TAONAN’NY ANTIKRISTY, SY NY FAMONOANA MARITIORA ARY FAMPAKARANA SY NY FANJAKANA ARIVO TAONA? (II)
  • ISBN9788928260744
  • Trang504

Malagasy 8

FANEHOAN-KEVITRA SY TORITENY MOMBAN’NY APOKALYPSY - EFA HO AVY VE NY TAONAN’NY ANTIKRISTY, SY NY FAMONOANA MARITIORA ARY FAMPAKARANA SY NY FANJAKANA ARIVO TAONA? (II)

Rev. Paul C. Jong

LOHA HEVITRA RAKETINY
 
Sasin-teny

TOKO Faha-8 
1. Ny trompetra fanairana ny amin’ny Loza fito (Apokalypsy 8:1-13) 
2. Moa ve hatao ara-bakiteny ny loza avy amin’ny trompetra fito?

TOKO Faha-9 
1. Ny loza avy any amin’ny lavaka tsy hita noanoa (Apokalypsy 9:1-21) 
2. Manàna finoana sahy amin’ny andro farany 

TOKO Faha-10 
1. Moa ve fantatrao hoe rahoviana ny fotoana ny fampakarana? (Apokalypsy 10:1-11) 
2. Moa ve fantatrao hoe rahoviana no hitrangan’ny fampiakarana ny olo-masina? 

TOKO Faha-11 
1. Iza avy ireo hazo oliva roa sy ireo mpaminany roa? (Apokalypsy 11:1-19) 
2. Ny Famonjena Ny vahoakan’Israely 
 
TOKO Faha-12 
1. Ny fiangonan’Andriamanitra izay horavana be amin’ny ho avy (Apokalypsy 12:1-17) 
2. Ekeo am-pahasahiana amin’ny finoana ny maritioranao (Apokalypsy 12:1-17) 

TOKO Faha-13 
1. Ny fipoiran’ny Antikristy (Apokalypsy 13:1-18) 
2. Ny fisehoan’ny Antikristy 

TOKO Faha-14 
1. Ny fideran’ireo natsangana tamin’ny maty sy Ireo Maritiora nampiakarina (Apokalypsy 14:1-20) 
2. Ahoana no tokony ho fihetsiky ny Olomasina manoloana ny fisehoan’ny Antikristy? 

TOKO Faha-15 
1. Ireo olo-masina izay midera ny asa mahagagan’ny Tompo eny amin’ny rahona (Apokalypsy 15:1-8) 
2. Ny fizarazaran’ny teboka hiafarana mandrakizay 

TOKO Faha-16 
1. Ny fiandohan’ny loza avy amin’ny lovia fito (Apokalypsy 16:1-21) 
2. Ny zavatra tokony hataonao mialohan’ny hirotsahan’ny loza avy amin’ny lovia fito dia… 

TOKO Faha-17 
1. Ny fitsarana ilay vehivavy janga izay Mipetraka eo ambonin`ny rano maro (Apokalypsy 17:1-18) 
2. Aoreno amin’ny sitrapony ny fifantohantsika 

TOKO Faha-18 
1. Ny faharavan’ny fanjakan’ny Babylonina (Apokalypsy 18:1-24) 
2. “Mandosirà azy, ry oloko, fandrao tratran’ny fandringanana azy ianao” 

TOKO Faha-19
1. Ny fanjakana hanjakan’Ilay Tsitoha (Apokalypsy 19:1-21) 
2. Ireo olo-marina irery ihany no afaka miandry amim-panantenana ny fiavian’I Kristy 

TOKO Faha-20
1. Hakatona ao amin’ny lavaka tsy hita noanoa ilay dragona (Apokalypsy 20:1-15) 
2. Ahoana no fomba hialantsika amin’ny fahatesana ho amin’ny fiainana? 

TOKO Faha-21
1. Ilay Tanàna Masina Izay hidina avy any an-danitra (Apokalypsy 21:1-27) 
2. Tsy maintsy manana ilay karazam-pinoana izay ankasitrahan’Andriamanitra isika 

TOKO Faha-22
1. Ilay Lanitra sy tany, izay hikorianan’ny ranon’aina (Apokalypsy 22:1-21) 
2. Mifalia sy maherezà amin’ny fanatenana ny voninahitra 

Fanampim-panazavana
1. Fanontaniana & valiny 
 
Ny ankamaroan’ny kristianina ankehitriny dia mino ny teoria momban’ny fampakarana alohan’ny fahoriana. Satria mino ny fotom-pampianarana diso iay nampianatra azy ireo hoe hampakarina mialohan’ny fahatongavan’ny fito taona ny fahoriambe izy ireo, izy ireo dia mitondra fiainana ara-pivavahana midonana-poana amin`ny fampiononan-tena. 
Fa ny fampakarana ny olo-masina dia tsy hitranga raha tsy aorian`ny fandehanan`ny loza avy amin`ny trompetra fito mandra-pilatsaka ny loza fahenina - izany hoe, ny fampakarana dia hitranga aorian`ny fiavian`ny Antikristy ao anatin`ny korontana maneran-tany ary ny olo-masina nateraka indray dia ho faty maritiora, ary rehefa notsofina ny trompetra fahafito. Amin’io fotoana io no hidinaan’i Jesosy avy any an-danitra, ary hitranga ny fitsanganana amin’ny maty sy ny fampakarana ny olo-masina nateraka indray (1 Tesaloniana 4:16-17).
Amin`io andro io, ny olona rehetra eto amin`ity tontolo ity dia hijoro eo amin`ny sampanan-dalana amin`ny fiafarany mandrakizay. Ireo olo-marina izay nateraka indray tamin’ny finoana ny “filazantsaran’ny rano sy ny Fanahy” dia hitsangana amin’ny maty sy hiakatra, ka ho mpandova ny Fanjakana Arivo Taona sy ny Fanjakana mandrakizay any an-danitra, fa ireo mpanota izay tsy afaka nandray anjara tamin’izany. Ny fitsanganana voalohany dia hiatrika ny famaizana lehibe amin’ireo lovia fito nalatsak’Andriamanitra ka hatsipy any amin’ny afo mandrakizay any amin’ny helo. 
Noho izany dia tsy maintsy miala amin’ny fampianaran-diso rehetra momba ny fivavahana sy ny filan’ny nofo ary ny soatoavina misavoritaka eto amin’izao tontolo izao ianareo izao, ka hiditra ao amin’ny tena Tenin’Andriamanitra. Manantena sy mivavaka aho fa amin’ny famakiana ny andian-tantarako momba ny filazantsaran’ny rano sy ny Fanahy, dia homena anareo rehetra ny fitahiana ho voasasa ny fahotanareo rehetra, ary handray ny fiavian’ny Tompontsika fanindroany tsy amin-tahotra. 
Tải sách điện tử
PDF EPUB
Sách In Miễn phí
Thêm sách in vào giỏ

Những sách liên quan đến tựa đề này