Search

免费印刷书籍、
电子书和有声读物

水与灵的福音

马达加斯加语 2

MIVERENA AMIN’NY FILAZANTSARAN’N Y RANO SY NY FANAHY

Rev. Paul C. Jong | ISBN 9788928241811 | 页码 355

下载免费电子书和有声读物

选择您喜欢的文件格式,安全下载到手机、电脑或平板电脑,随时随地阅读和收听讲道集。所有电子书和有声读物都完全免费。

您可以通过下方播放器收听有声读物。🔻
拥有平装书
在亚马逊购买平装书
VOTOATIN-DRESAKA
 
1. Ny lanjan’ny filazantsaran’ny fahaterahana indray tany am-piandohana (Jaona 3:6-10) 
2. Ny kristianina sarintsariny sy ny fandavana ny finoana eo anivon’ny Maha-kristianina (Isaia 28:13-14) 
3. Ny famorana ara-panahy marina (Eksodosy 12:43-49) 
4. Ahoana no fomba hanaovana fianken-keloka marina sy mahitsy? (1 Jaona 1:9) 
5. Ny fahadisoan’ny fampianarana mahakasika ny fanendrena sy ny fifidianana avy any an-danitra (Romana 8:28-30) 
6. Ny nanovana ny fisoronana (Hebreo 7:1-28) 
7. Ny batisan’i jesosy no ambaratonga iray manan-danja ho an’ny fanavotana (Matio 3:13-17) 
8. Andao hanaon’ny sitrapon’ny ray amin’ny finoana isika (Matio 7:21-23) 
 
Andao hiverina amin`ny filazantsaran`ny rano sy ny Fanahy. Ny teolojia sy ny fampianarana dia tsy mahavonjy antsika. Na izany aza, dia mbola maro ny kristiana manaraka azy ireo, ka vokatr`izany dia mbola tsy nateraka indray. Ity boky ity dia milaza amintsika mazava tsara ny fahadisoan`ny teolojia sy ny fotom-pampianarana. ary ny fomba hinoana an`i Jesosy amin`ny fomba mety indrindra.
更多
有声书播放器

读者的书评

  • MIVERENA AMIN’NY FILAZANTSARA NY RANO SY NY FANAHY
    NISI CHRISTOPHINE FENOSAMBATRA, Madagascar

    Rehefa avy namaky ity boky izay mitondra ny lohateny hoe ‘Miverena amin’ny filazantsaran’ny Rano sy ny Fanahy ity aho, dia lasa nahafantara ireo lainga izay amparitak’ireo mpivadim-pinoana sy ireo mpaminany sandoka mba hamitahana ireo Kristianina anarana maro, ary mba anisan’izy ireny koa aho taloha ka efa voafitak’izy ireo tamin’ny laingany. Fa soa ihany, mba afaka nihaona tamin’ity boky izay nampiseho ny famitahan’ny satana ity aho, ka mba afa-nandositra azy ireo. Ary ny tena zava-dehibe, rehefa avy namaky ity Boky ity aho dia nahazo fandresen-dahatra bebe kokoa ny amin’ny finoana ny Filazantsaran’ny Rano sy ny Fanahy tamin’ny alalan’ireo zava-miafina nambara tato amin’ity boky ity, toy ny fanehoana ny lanjan’ny filazantsaran’ny fahaterahana indray, ny famorana aram-panahy, ny anjara asan’ny batisan’i Jesosy ao amin’ny asam-panavotan’i Kristy, ny fampianaran’ny fomba hanaovana fieken-keloka marina, ary naneho ny laingan’ireo mpivadim-pinoana izay amitan’izy ireo olona maro . Ary mino aho fa tsy misy Filazantsara hafa afaka manome ahy ny famelan-keloky ny fahotako rehetra ankoatran’ny Filazantsaran’ny Rano sy ny Fanahy. Ary nanapan-kevitra aho fa hihazona ity fahamarinana ity mandrapaha-tapitra ny fofonaiko.

    更多

与该标题相关的书籍

The New Life Mission

参加我们的调查

您是如何了解到我们的?