• 所有新生命宣教会 The New Life Mission 网站上的电子书和有声书均可免费下载
  • 探索以多种语言提供的全球性讲道
  • 查看我们已翻译成27种语言的网站
  • 第1卷新修订版已全新推出
Search

免费电子书和有声读物

水与灵的福音

马达加斯加语  2

MIVERENA AMIN’NY FILAZANTSARAN’NY RANO SY NY FANAHY [Famoahana Vaovao Nohavaozina]

Rev. Paul C. Jong | ISBN 9788928241811 | 页码 400

下载免费电子书和有声读物

选择您喜欢的文件格式,安全下载到手机、电脑或平板电脑,随时随地阅读和收听讲道集。所有电子书和有声读物都完全免费。

您可以通过下方播放器收听有声读物。🔻
拥有平装书
在亚马逊购买平装书
VOTOATINY
 
1. Inona ny Filazantsaran’ny fahaterahana indray tany am-boalohany? (Jaona 3:1-6)  — 19
2. Ny fivavahana sy ny fivadiham-pinoana ao amin’ny Kristianisma (Isaia 28:13-14) — 89
3. Avy aminʼny rà sa avy aminʼny rano fotsiny ve ny filazantsara sa avy aminʼny rano sy rà miaraka? (Eksodosy 12:43-49) — 165
4. Inona no Fieken-keloka marina? (1 Jaona 1:9) — 229
5. Ny fahadisoan’ny fampianarana ny fanendrena mialoha sy ny Fifidianana (Romana 8:28-30) — 241
6. Ny Fisoronana niova (Hebreo 7:1-28) — 279
7. Aoka isika hanome fisaorana ny Tompo amin’ny finoana, mba handresena ny tsy fahatakarana Momban’ny asa fanompoan’i Jaona Mpanao Batisa (Matio 11:1-11) — 335
8. Afaka ho voavonjy isika amin’ny finoana ny asa ny Batisa izay noraisin’i Jesosy sy ny Fandatsahana ny Rany (Isaia 53:4-10) — 363

Andeha isika hiverina amin`ny filazantsaran`ny rano sy ny Fanahy. Tsy afaka mamonjy antsika ny teolojia sy ny fotopampianarana irery. Kanefa mbola maro ny Kristianina manaraka izany, ka vokatr`izany dia tsy mbola teraka indray izy ireo. Lazain`ity boky ity mazava amintsika ny fahadisoana nataon`ny teolojia sy ny fotopampianarana, ary ny fomba mety indrindra tokony hinoana an`i Jesosy.
 
更多
有声书播放器

读者的书评

  • MIVERENA AMIN’NY FILAZANTSARA NY RANO SY NY FANAHY
    NISI CHRISTOPHINE FENOSAMBATRA , Madagascar

    Rehefa avy namaky ity boky izay mitondra ny lohateny hoe ‘Miverena amin’ny filazantsaran’ny Rano sy ny Fanahy ity aho, dia lasa nahafantara ireo lainga izay amparitak’ireo mpivadim-pinoana sy ireo mpaminany sandoka mba hamitahana ireo Kristianina anarana maro, ary mba anisan’izy ireny koa aho taloha ka efa voafitak’izy ireo tamin’ny laingany. Fa soa ihany, mba afaka nihaona tamin’ity boky izay nampiseho ny famitahan’ny satana ity aho, ka mba afa-nandositra azy ireo. Ary ny tena zava-dehibe, rehefa avy namaky ity Boky ity aho dia nahazo fandresen-dahatra bebe kokoa ny amin’ny finoana ny Filazantsaran’ny Rano sy ny Fanahy tamin’ny alalan’ireo zava-miafina nambara tato amin’ity boky ity, toy ny fanehoana ny lanjan’ny filazantsaran’ny fahaterahana indray, ny famorana aram-panahy, ny anjara asan’ny batisan’i Jesosy ao amin’ny asam-panavotan’i Kristy, ny fampianaran’ny fomba hanaovana fieken-keloka marina, ary naneho ny laingan’ireo mpivadim-pinoana izay amitan’izy ireo olona maro . Ary mino aho fa tsy misy Filazantsara hafa afaka manome ahy ny famelan-keloky ny fahotako rehetra ankoatran’ny Filazantsaran’ny Rano sy ny Fanahy. Ary nanapan-kevitra aho fa hihazona ity fahamarinana ity mandrapaha-tapitra ny fofonaiko.

    更多

与该标题相关的书籍

The New Life Mission

参加我们的调查

您是如何了解到我们的?