Search

বিনামূল্যের ইবুক ও অডিওবুক

পবিত্র আত্মা

মালাগাসি  3

AHOANA NO AHAFAHANTSIKA MANDRAY NY FANAHY MASINA TOY NY FANOMEZANA? [Famoahana Vaovao Nohavaozina]

Rev. Paul C. Jong | ISBN 9788928262281 | পৃষ্টা 514

ই-বুক এবং অডিওবুক বিনামূল্যে ডাউনলোড করুন

আপনার পছন্দের ফাইল ফরম্যাট বেছে নিন এবং আপনার মোবাইল ডিভাইস, পিসি বা ট্যাবলেটে নিরাপদে ডাউনলোড করে যে কোনও সময়, যে কোনও জায়গায় উপদেশ সংকলন পড়ুন এবং শুনুন। সমস্ত ই-বুক এবং অডিওবুক সম্পূর্ণ বিনামূল্যে।

নীচের প্লেয়ারের মাধ্যমে অডিওবুক শুনতে পারেন। 🔻
একটি মুদ্রিত বই রাখুন
অ্যামাজনে একটি মুদ্রিত বই কিনুন
VOTOATINY
Fizarana Voalohany—Toriteny
  • 1. Ny Fanahy Masina Marina Dia Miara-miasa amin’ny Teny fikasan’Andriamanitra (Asan’ny Apostoly 1:4-8) — 19
  • 2. Azo vidiana amin’ny fiezahan’olombelona ve ny Fanahy Masina? (Asan’ny Apostoly 8:14-24) — 31
  • 3. Efa noraisina ve ny Fanahy Masina fony ianao vao nino an’i Jesosy? (Asan’ny Apostoly 19:1-3) — 67
  • 4. Ireo izay manana ny Finoana Mitovy toy ny mpianatr’i Jesosy (Asan’ny Apostoly 3:19) — 81
  • 5. Moa ve tinao ny hiray amin’ny Fanahy Masina? (1 Jaona 1:1-10) — 99
  • 6. Tsy maintsy ananantsika ny finoana izay mamela antsika handray ny fonenan’ny Fanahy Masina (Matio 25:1-12) — 121
  • 7. Ny Filazantsara Kanto Izay mamela ny Fanahy Masina hitoetra ao anatin’ny mpino (Isaia 9:6-7) — 141
  • 8. Amin’iza no ikorianan’ny ny Rano velona Fanahy Masina? (Jaona 7:37-38) — 181
  • 9. Ny Filazantsaran’ny batisan’i Jesosy Izay Nanadio Antsika (Efesiana 2:14-22) — 211
  • 10. Miainà araka ny Fanirian’ny Fanahy! (Galatiana 5:16-26, 6:6-18) — 229
  • 11. Ny fomba hihazonana fiainana Feno ny Fanahy Masina (Efesiana 5:6-18) — 259
  • 12. Mba hiainana fiainana Feno ny Fanahy Masina! (Titosy 3:1-8) — 285
  • 13. Ny Asa Fanompoan’ny Fanahy Masina sy ny Fanomezany (Jaona 16:5-11) — 317
  • 14. Inona no tena Fibebahana Izay mamela ny olona iray handray ny Fanahy Masina? (Asan’ny Apostoly 2:38) — 339
  • 15. Tsy maintsy mahafantatra ny marina ianao mba handraisanao ny fonenan’ny Fanahy Masina (Jaona 8:31-36) — 351
  • 16. Ny iraky ny olona izay efa nahazo ny Fanahy Masina (Isaia 61:1-11) — 359
  • 17. Tsy maintsy manana isika Finoana Manantena amin’ny Fanahy Masina (Romana 8:16-25) — 375
  • 18. Ny fahamarinana izay Mitarika ny olona ho ao amin’ny fonenan’ny Fanahy Masina (Josoa 4:23) — 389
  • 19. Ny Filazantsara Kanto izay naharovitra ny efitra lamba ny fitoerana masina (Matio 27:45-54) — 407
  • 20. Ireo izay nahazo ny fonenan’ny Fanahy Masina no mitarika ny hafa amin’ny lalana mba handraisana ny Fanahy Masina (Jaona 20:21-23) — 427
  • 21. Moa ve tianao ny hahafantatra Momba ny asa fanompoan’i Jaona Mpanao Batisa? (Matio 11:1-14) — 457
Fizarana Faharoa— Fanampim-panazavana
  • 1. Fanontaniana & valiny — 481

Ao amin’ny Kristianina ankehitriny, ny olana tena resahana indrindra dia ny “famonjena amin’ny fahotana” sy ny “Fonenan’ny Fanahy Masina”.

Saingy, vitsy anefa ny olona manana fahalalana marim-pototra ny amin’ireo lohahevitra roa ireo, na dia tena lohahevitra manan-danja indrindra ao amin’ny Kristianina aza ireo. Inona no tena loza, afaka hitantsika eny rehetra eny ny asa soratra izay mampianatra antsika mazava momba ireo olana etsy ambony.

Misy maro amin’ireo mpanoratra Kristianina no manindrahindra ny fanomezam-pahasoavan’ny Fanahy Masina na mamariparitra ny fiainana fenon’ny Fanahy. Saingy, tsy misy amin’izy ireo nahasahy hamaly ny fanontaniana fototra hoe, ‘Ahoana no tena ahafahan’ny mpino mandray ny Fanahy Masina?’ Nahoana? Ny tena marina dia tsy afaka nanoratra izany amin’ny an-tsipiriany izy ireo satria tsy ananan’izy ireo ny fahalalana marina momba izany

Toy ny nambaran’i mpaminany Hosea hoe, ‘Ringana ny oloko nohon’ny tsy fisian’ny Fahalalana’ ankehitriny, dia tsy vitsy ny Kristianina no rendriky ny fombafombam-pivavahana amin-kafanampo, manantena ny handray ny Fanahy Masina. Mino izy ireo fa handray ny Fanahy Masina amin’ny tsy fahatsiarovan-tsaina sy fahatsapana fihetsempo tsy hay fehezina. Saingy tsy fanankasarotana ny milaza hoe ny antsoin’izy ireo hoe finoana no mampietry ny Kristianina ho toy mpimasy fotsiny, izay azon’izy ireo tamin’ny satana.

Ny mpanoratra Pasitera Paul C. Jong no sahy nanambara ny marina. Asehony amin’ny an-tsipiriany ny lohahevitra manan-danja, izay efa niarian’ny ankamaron’ny mpanoratra aram-panahy lalana hatramin’ny ela. Nofaritany aloha ny dikan’ny hoe ‘fahaterahana indray’ sy ny ‘Fonenan’ny Fanahy Masina’, ary nohazavainy ny tena fifandraisana ifamatoran’ireo lohahevitra roa ireo. Dia nidirany lalina ny fitambaran’ny famaritana rehetra momban’ny Fanahy Masina, hatramin’ny hoe ‘ahoana no hanavahana ny fanahy’ ka hatramin’ny ‘ fomba hiainana ny fiainana feno ny Fanahy.’

Raha mbola mila torinteny hafa izay manazava ny tenin’ny Baiboly ianao, anisan’izany ny zavatra ato anatin’ity boky ity, dia tena mamporisika anao izahay mba hijery ny e-boky sy boky fihaino maimaimpoana ao amin’ny tranokalan’ny “The New Life Mission.”

অধিক

এই বিষয়ক অন্যান্য পুস্তক

The New Life Mission

আমাদের জরিপে অংশ নিন

আপনি আমাদের সম্পর্কে কীভাবে জানলেন?