Search

免費印刷書籍、
電子書和有聲讀物

啟示錄

馬達加斯加語 67

Raha misy fahasahiranan-tsaina sy fahabangana ao am-ponao, dia katsaho ny fahazavan’ny fahamarinana (I)

Rev. Paul C. Jong | ISBN 9788928260904 | 頁碼 459

下載免費電子書和有聲讀物

選擇您喜歡的文件格式,安全下載到手機、電腦或平板電腦,隨時隨地閱讀和收聽講道集。所有電子書和有聲讀物都完全免費。

您可以通過下方播放器收聽有聲讀物。🔻
擁有平裝書
在亞馬遜購買平裝書
VONTOANTON-DRESAKA
 
Sasin-teny 
1. Iza no novonjen`ny Tompo tamin`ny fahotana? (Lioka 23:32-43) 
2. Ahoana no hahafahantsika ho tonga ampakarin’i Jesosy Kristy? (Jaona 2:1-11) 
3. Ny famonjena nomena antsika dia tsy misy ifandraisany amin’ny fombafombam-pivavahan’izao tontolo izao (Jaona 4:19-26) 
4. Tsy natao hampalahelovana ny olombelona ny fanombohana an’i Jesosy (Lioka 23:26-31) 
5. Ilay taranaka masina no fanantenana tokana ho an’ny olombelona (Isaia 6:1-13) 
6. Efa nomen’ny Tompo antsika ny rano velona izay tsy hampangetaheta intsony (Jaona 4:4-14) 
7. Tamin’ny isika tahaka ny taola-maina, dia Andriamanitra no nanome fofon’aina mahavelona antsika sy namelona antsika indray (Ezekiela 37:1-14) 
 
Hazavain’ity boky ity fa nisy vokany ratsy teo amin’ny Kristianina ankehitriny ny Fanekem-pinoana Nicée, novokarina tao amin’ny Konsilin’i Nicée tamin’ny andro fahiny.
Amin`izao vanim-potoana izao, mba hahitana ny fahamarinana momba ny fahaterahana indray, dia tsy maintsy mianatra bebe kokoa ianao. Ary mila mahafantatra lalindalina kokoa momba ny fanekem-pinoana ninoanao hatramin’izay ianao.
Ankehitriny dia tsy maintsy hitanao ato amin’ity boky ity ny dikan’ny batisan’i Jesosy nataon’i Jaona Mpanao Batisa izay nesorina tao amin’ny Fanekem-pinoana Nicée. Noho izany, tokony ho fotoana iray handraisana ny tena famonjena sy fiadanana ao am-ponao izany.
Ankehitriny dia ho hitanao ny tena lanjan’ny filazantsaran’ny rano sy ny Fanahy ao amin’ny batisa izay noraisin’i Jesosy. Ho fantatrao lalindalina kokoa sy mazava kokoa ny fiantraikan’ny Tenin’ny batisa noraisin’i Jesosy tamin’i Jaona Mpanao Batisa ny fanahinao ka hanome voninahitra an’Andriamanitra amin’ny finoana ianao.
更多

與該標題相關的書籍

The New Life Mission

參加我們的調查

您是如何得知我們的?